Idi amin biography youtube leonardo da vinci
Idi amin biography youtube leonardo da vinci
Idi amin biography youtube leonardo da vinci die!
Leonardo da Vinci
I Leonardo da Vinci, izay ataon' ny Frantsay hoe Léonard de Vinci, dia mpahay siansa, mpahay matematika, injeniera, mpamoron-javatra, mpahay rafi-batana, mpanao sary sokitra, mpanao mari-trano, bôtanista, mpahay mozika sy mpanoratra italiana niaina tamin' ny vanim-potoana Renaissance.
Teraka tamin' ny 15 Avrily 1452 izy ary maty tamin' ny 2 Mey 1519. Liana tamin' ny zava-drehetra misy eo amin' ny natiora i Leonardo da Vinci no sady liana tamin' ny fomba fiasan' ny zava-drehetra.
Idi amin biography youtube leonardo da vinci paintings
Nahay nianatra sy namorona ary nanao zava-mahaliana maro isan-karazany ihany koa izy.
Maro ny olona mihevitra fa anisan' ny mpanao sary hosodoko lehibe indrindra tamin' ny fotoana rehetra i Leonardo da Vinci. Mihevitra ny olona hafa fa izy no manan-talenta indrindra hatramin' izay niainany.
Nilaza ny mpahay tantaran-javakanto Helen Gardner fa tsy nisy olona tahaka azy satria liana amin' ny zavatra maro izay toa nanana saina ny iray goavam-be, nefa ny zavatra tahaka ny olona dia mbo